Ranomasina Mainty: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[File:Black Sea map.png|thumb|274x274px|Ranomasina Mainty]]Ny '''Ranomasina Mainty''' dia ranomasina ao atsimo atsinanan' i [[Eorôpa]]. Ny tany mamaritra azy dia i [[Anatôlia]] ary i [[Kaokazy]]. Mifandray amin' ny [[Ranomasimbe Atlantika]] amin' ny alalan' ny [[Ranomasina Egea]] sy ny [[Ranomasina Mediteranea]] ilay ranomasina. Ny ranomasina hafa mifandray amin' ny Ranomasina Mainty dia ny [[Ranomasin' i Azov]], amin' ny alalan' ny Andilan-tanin' i Kerch .
Mifandray amin' ny Ranomasina Mediteranea ilay ranomasina amin' ny alalan' ny Andilandranon' i Dardanela sy ny Andilandranon' i Bosifaoro izay ahitana ny tanànan' i [[Istanbul]] any [[Torkia]].