Fokom-pirenen' i Jodà: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Fokon'i Jodà ho Fokon' i Jodà i Thelezifor
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:12_Tribes_of_Israel_Map.svg|vignette|483x483px|Sarintanin'ny foko 12n'i Israely]]
Ny '''fokon' i Jodà''' dia iray amin'ireo ny [[foko roa ambin' ny folon' i Israely]]. Nanana ny toerany manokana ny fokon' i Jodà amin' ny maha foko voalohany ao amin' ny Fanjakan' i Jodà azy.
 
== I Jodà na Joda ==
I [[Joda (zanak'i Jakoba)|Joda]] (hebreo: יְהוּדָה‎ <small>/</small> ''Yehuda'') dia zanaka fahefatr' i [[Jakoba]] tamin' i [[Lea (vadin'i Jakoba)|Lea]] izy. Izy ilay nandresy lahatra ireo rahalahiny hivarotra an' i [[Josefa (zanak'i Jakoba)|Josefa]] tamin'ireo ny [[Ismaelita]] mpividy olona fa tsy hamono azy (Gen. 36.26-27); izy no niantoka ny hampodiana an' i [[Benjamina]] faralahy eo amin-drainy mba hahafahana mitondra azy any Egipta araka ny sitrapon' ilay manam-pahefana egiptiana (dia i Josefa ihany). I JodaJodà no nahazo ny tsodranon' i [[Jakoba (patriarka hebreo)|Jakoba]] ho lehiben'ireo ny zokiny izay tsy nanaja an-drain' izy ireo. Ireto avy ny zanak' i Jodà: Era, Onana, Sela, Pereza ary Zera ([[Bokin' ny Genesisy|Genesisy]] 46.12).
 
== Ny anjara tanin' ny fokon'i Jodà ==
Ao amin' ny [[Bokin' i JosoaJôsoa]] (JosJôs. 15) no iresahana ny anjara tany azon' ny fokon' i JodaJodà tao [[Kanaana (faritra)|Kanaana]]. Tsy hita ao amin' ny ''[[Hiran' i Debôrà|Hiran' i DeboraDebôra]]'' ny fokon' i Jodà<ref><small>Ny tantaran' i DeboraDebôra dia hita ao amin' ny toko faha-4 sy faha-5n' ny [[Bokin' ny Mpitsara]]. Ny toko faha-4 dia fitantarana amin' ny lahateny tsotra fa ny toko faha-5 kosa dia amin' ny endrika tonon-kalo - izay atao hoe "Hiran' i DeboraDebôra" na "Antsan' i DeboraDebôra".</small></ref>. Nanana ny toerany manokana ny fokon' i JodaJodà amin' ny maha foko voalohany ao amin' ny [[Fanjakan' i Jodà]] azy, ary avy ao aminy no voalaza fa nivoahan'ireo ny [[mpanjakan' i Jodà]] (afa-tsy ireony mpanjaka telo farany tao [[Jodea]] (na Jodia), dia ireo [[HasmoneanaHasmôneana]] izay [[Levita]]). Araka ny [[Baiboly]] dia efa voalazan' ny faminaniana ao amin' ny ''[[Tsodranon' i Jakoba]]'', izay nanambara fa tsy tokony hiala avy ao amin'i Jodà ny tehina ary ny tehim-panjakana tsy hivoaka avy eo anelanelan' ny tongony.
 
== Olona isan' ny fokon' i Jodà ==
Isan' ny fokon' i Jodà i [[Davida (Baiboly)|Davida]] sy ireony nitaranaka azy, dia i [[BoazaBôaza]] sy i [[Obeda]] ary i [[Jese (rain'i Davida)|Jese]]. Araka ny finoana jiosy dia isan' ny fokon' i JodaJodà ny [[Mesia]] satria nampanantena ny fitohizan' ny fanapahan' i JodaJodà ny Fanjakana ilay tsodrano. Maro ireony olona manana ny maha izy azy izay isan' ny fokon' i Jodà, ka isan' izany i [[Isaia (mpaminany)|Isaia]], i [[Habakoka]], i [[JoelaJôela]] (na [[Jôely]]), i [[Mika (mpaminany)|Mika]] (na [[Mikea (mpaminany)|Mikea]]), i [[ObadiaÔbadia]] (na [[Abdiasa]]), i [[Zakaria mpaminany|Zakaria]] ary i [[Zefania (mpaminany)|Zefania]] (na [[Sôfônia]]).
 
Taty aoriana, nandritra ny [[fahababoana tany BabilonaBabilôna]], dia isan' ny fokon' i Jodà ireony mpitarika voatendrin' ny mpanjaka [[Babilôna|babilobianababilôniana]] hitondra ny vahoaka jiosy, torak' izany koa rehefa tapitra ny fahababoana ka isan' izany i [[ZorobabelaZerobabela]] (lehiben'ireo ny Jiosy nody tany [[Jodea]] voalohany), i [[Seltiela]] ary i [[Nehemia]] (izay isan'ireo ny governoran' i [[Jodea]] notendren' ny [[Akemenida]]). Tamin' ny andron' ny [[Empira RomanaRômana|RomanaRômana]] dia voalaza ho isan' ny fokon' i Jodà ireony andriandahy (hebreo: ''Nasi'') taorian' i [[Semaia]], satria izy rehetra ireo dia taranak' i [[Hilela]] izay voalaza fa nateraky ny vehivavy taranak' i [[Davida (mpanjaka)|Davida]].
 
== Jereo koa: ==
 
* [[Fokon' i Israely]]: [[Fokon'i Robena|Robena]] - [[Fokon' i SimeonaSimeôna|SimeonaSimeôna]] - [[Fokon' i Levy|Levy]] - [[Fokon' i Jodà|Jodà]] - [[Fokon' i Isakara|Isakara]] - [[Fokon' i ZabolonaZebolôna|ZabolonaZabolôna]] - [[Fokon' i Dana|Dana]] - [[Fokon' i Naftaly|Naftaly]] - [[Fokon' i Gada|Gada]] - [[Fokon' i Asera|Asera]] - [[Fokon' i JosefaJôsefa|Josefa]] ([[Fokon' i Manase|Manase]] sy [[fokonFokon' i Efraima|Efraima]]) - [[Fokon' i Benjamina|Benjamina]].
* [[Fanjakan'i Jodà]]