Arsamesy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
I '''Arsamesy''' dia mpanjaka isan' ireo [[Akemenida]] tamin' ny taona 520 tal. J.K., zanak' i [[Ariaramnesy]], nandao ny maha mpanjaka azy izy mba hampisy fitokisana eo aminy sy i [[KirosyKirôsy Lehibe]]. Niala tamin' ny raharaham-pitondrana izy ka nonina tao [[Farsa]] nandritra ny taona maro dia maro. Amin' ny [[teny persiana taloha]] dia atao hoe ''Arshâma''. Amin' ny [[teny persana]] dia atao hoe آرشام / ''Arshâm''. Amin' ny [[teny grika]] dia atao hoe Ἀρσάμης / ''Arsamês''.
 
== Jereo koa ==
Ireo mpanjaka persiana [[akemenida]]:
 
[[Akemenesy]] - [[Teispesy]] - [[KirosyKirôsy I]] - [[Ariaramnesy]] - [[Kambisesy I]] - [[Arsamesy]] - [[KirosyKirôsy Lehibe|Kirôsy II Lehibe]] - [[Kambisesy II]] - [[Bardià]] - [[DariosyDariôsy I]] - [[Kserksesy I]] - [[Artakserksesy I]] - [[Kserksesy II]] - [[SôgdianosySôgdianôsy]] - [[DariosyDariôsy II]] - [[Artakserksesy II]] - [[Artakserksesy III]] - [[Arsesy]] - [[DariosyDariôsy III]].