Félix Tshisekedi: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
 
Andalana faha-1:
[[Sary:Félix Tshisekedi - 2019 (cropped).jpg|vignette|Félix Tshisekedi tamin' ny taona 2019.]]
I '''Félix Antoine Tshisekedi Tshilombo''', dia mpanao pôlitika sy mpitondra fanjakana ao amin' ny [[Repoblika Demôkratikan'i Kôngô|Repoblika Demôkratikan' i Kôngô]] (RDK), teraka tao [[Léopoldville]] tamin' ny 13 Jona 1963, filohan' ny Repoblika hatramin' ny Janoary 2019. Lany ho filoha lefitry ny [[Vondrona Afrikana]] izy tamin' ny 9 Febroary 2020 ary miasa mandritra ny tana 2021. Lany ho filohan' ny Repoblika izy tamin' ny fifidianana izay natao tamin' ny Desambra 2018. Na dia maro aza no tsy nanaiky ny fahalaniany noho ny fiheverana fa nisy ny hala-bato sy ny hosoka, dia izany fifidianana izany no azo lazaina fa nanaja ny fifandimbiasam-pitondrana hatramin' izay nahazoan' ny RDK ny fahaleovan-tena.
 
== Jereo koa ==