Firaisan' ny Repoblika Sôsialista Sôvietika: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[File:Flag of the Soviet Union.svg|thumb|300x300px|Sainan' ny Firaisana Sôvietika]]
[[File:Union of Soviet Socialist Republics (orthographic projection).svg|thumb|229x229px|Ny Firaisana Sôvietika eo anivon' izao tontolo izao]]
 
Ny '''Firaisan' ny Repoblika Sôsialista Sôvietika''' ('''FRSS'''), na '''Firaisana Sôvietika''' (amin' ny [[fiteny rosiana]]: ''Союз Советских Социалистических Республик'' / ''Soyuz Sovietskikh Sotsialistichestikh Respublik'') dia [[Fanjakana federaly]], nahitana repoblika sôsialista sôvietika 15, izay nisy nanomboka tamin' ny 30 Desambra 1922 hatramin' ny fanjavonany tamin' ny 26 Desambra 1991. [[Môsikao|Môskoa]] no renivohitra.
 
Iray ampahaeninampahenin' ny velarantanyvelarana manontolon' ny tany maina ilay firenena izay firenena nidadasika indrindra teto amin' izao tontolo izao. Nandova ny tanin' ny Empira Rosiana izy, afatsy i [[Finlandy]] ary [[Polonia|Pôlônia]] izay lasa firenena mahaleotena taorian' ny ady an-trano rosiana tamin' ny 1918 hatramin' ny 1921.
 
[[Sokajy:Firenena taloha tao Eoropa]]