Jono: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Asan' ny olombelona
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
 
Andalana faha-1:
[[Sary:Pátzcuaro-Trad-Fishing-3.jpg|vignette|283x283px|Mpanjono amin' ny harato any Mexico, any [[Meksika]].]]
Ny '''jono''' na ny '''fanjonoana''' dia asa fisambotana ny biby mivelona anaty rano toy ny [[trondro]], ny [[patsa]], ny [[makamba]], ny [[horita]], sns. izay alaina avy ao amin' ny toerana ivelomany ([[ranomasina]], [[renirano]], [[kamory]], [[farihy]], [[honahona]], sns). Ny mpanjono no manao izany asa izany ho fialam-boly na asa fivelomana.
 
== Jereo koa ==
 
* [[Fiompiana]]
* [[Fambolena]]