Magdeburg: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Tanàna any Alemaina
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-7:
 
Lasa tanàna prôtestanta tsara aro amin' ny ady i Magdeburg izay azon' ny [[mpikarama an' ady]] nalefan' ny Empira katôlika, notarihin' ny jeneraly Tilly, ary rava tanteraka tamin' ny fahamaizana tamin' ny 10 Mey 1631 nandritra ny [[Ady Telopolo Taona]] (fahamaizana nahafatesana olona miisa 25 000 amin' ny mponina 30 000). Ity tanàna prôtestanta ity dia niezaka indray naka amin' ny fomba mora ny toerany ara-toekarena, ka nanjary tanàna-orinasa taorian' ny fiovam-penitra ara-taozava-baventy, nefa tsy azony intsony ny anjara toerany afovoany ara-pitsarana sy ara-pôlitika. Lasa teo ambany fahefan' i Prosia izy sady nantsoina hoe Saksônia-Prosiana ny faritra nisy azy tamin' ny taonjato faha-19.
 
== Jereo koa ==
'''Tanàna alemàna manan-tantara tamin' ny androna ny [[Fanavaozam-piangonana|Refôrmasiôna]]:'''
 
* [[Altenburg]] - [[Augsburg]] - [[Eisenach]] - [[Eisleben]] - [[Erfurt]] - [[Königsberg]] - [[Leipzig]] - [[Liebenwerda]] - [[Magdeburg]] - [[Marburg]] - [[Mohrungen]] - [[Liebenwerda|Speyer]] - [[Strassburg]] - [[Wachsdorf]] - [[Wittenberg]] - [[Worms]]