Fototeny: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Marika: Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-1:
Ny '''fototeny''' dia [[hasin-teny]] (na tandaha-drenifeo, amin' ny [[fiteny semitika]]) fototra tsy isan' ireo atao hoe [[tsirinteny]] ([[Tovona (fitsipiteny)|tovona]] na [[Tovana (fitsipiteny)|tovana]] na [[tsofoka]] sns) ka azo amoronana [[Sampan-teny|sampantenysampan-teny]] amin' ny alalan' ny fanampiana tsirinteny na amin' ny alalan' ny fomba hafa. Misy ny fototeny azo ampiasaina avy hatrany ao anaty [[fehezanteny]] na dia tsy miaraka amin-tsirinteny, misy koa ny fototeny izay tsy afaka miasa am-pehezanteny raha tsy mikambana amin-tsirinteny.