Teôdôsio I: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanitatra
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
 
Andalana faha-22:
Malaza ao amin' ny kristianisma ôrtôdôksa i Teôdôsio noho izy nanenjika ny [[Arianisma (teôlôjia)|Ariana]] sady nanao izay hahafoana ny fanaon' ny fivavahana rômana taloha.
 
Tamin' ny taona 390 anefa dia nanome baiko handringana ny vahoaka mpikomy tao [[Tesalônika]] tany [[Grisia]] miisa 7 000 any ho any izy ka naongan' ny evekan' i Milano atao hoe Ambrôsio (latina: ''Aurelius Ambrosius''), izay nandidy azy hanao [[fivalozana]] imasom-bahoaka alohan' ny hamerenana azy ho isan' ny Fiangonana.
 
Tamin' ny taona 392 dia novonoin' ny jeneraly Arbôgasta (latina: ''Flavius Arbogastus''), izay nametraka an' i Eogenio (latina: ''Flavius'' ''Eugenius Augustus'') ho andriamanjaka saribakoly hisolo azy, i Valentiniano. Nanafika an' i Italia indray i Teôdôsio ka naharesy an' i Arbôgasta sy i Eogenio tamin' ny volana Septambra 394.