Fiangonana ôrtôdôksa tatsinanana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Marika: Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-1:
Ny '''Fiangonana ôrtôdôksa tatsinanana''' na '''Fiangonana ôrtôdôksa katôlika''' na '''Fiangonan' ny kônsily fito''', izay fantatra indrindra amin' ny anarana fohy hoe '''Fiangonana ôrtôdôksa''' dia fiangonana faharoa, raha ny hamaron' ny mpino ao aminy no jerena. Iray amin' ireo fiangonana tranainy indrindra izy. Fiombonam-piangonana ôrtôdôksa maromaro, izay samy niorina araka ny [[Kônsily]] fito nifandimby izay atao hoe "'''Fiangonan' ny kônsily fito'''" izy. Ny ankamaroan' ny Fiangonana ôrtôdôksa tatsinanana dia hita ao [[Eorôpa Andrefana]] sy ao [[Grisy|Grisia]] (na Gresy) ary ao [[Kaokazy]]. Ahitana mpivavaka ôrtôdôksa koa ny tapany atsinananatsinanana among ny faritra manodidina an' i [[Ranomasina Mediteranea|Mediteranea]] sy aty [[Afrika]]. Vitsy dia vitsy ny mpino ôrtôdôksa any [[Atsinanana Afovoany]] noho ny fisian' ny fanenjehana. Amin' izao fotoana izao dia miisa 250 000 000 any ho any ny mpino ôrtôdôksa maneran-tany. Ny [[Fiangonana OrtodoksaÔrtôdôksa eto Madagasikara|Fiangonana Ôrtôdôksa eto Madagasikara]] dia isan' ny [[Fiangonana OrtodoksanÔrtôdôksan'i Aleksandria sy Afrika manontolo|Fiangonana ôrtôdôksan' i Aleksandria sy Afrika manontolo]].
 
Ny '''Fiangonana ôrtôdôksa tatsinanana''' na '''Fiangonana ôrtôdôksa katôlika''' na '''Fiangonan' ny kônsily fito''', izay fantatra indrindra amin' ny anarana fohy hoe '''Fiangonana ôrtôdôksa''' dia fiangonana faharoa, raha ny hamaron' ny mpino ao aminy no jerena. Iray amin' ireo fiangonana tranainy indrindra izy. Fiombonam-piangonana ôrtôdôksa maromaro, izay samy niorina araka ny [[Kônsily]] fito nifandimby izay atao hoe "'''Fiangonan' ny kônsily fito'''" izy. Ny ankamaroan' ny Fiangonana ôrtôdôksa tatsinanana dia hita ao [[Eorôpa Andrefana]] sy ao [[Grisy|Grisia]] (na Gresy) ary ao [[Kaokazy]]. Ahitana mpivavaka ôrtôdôksa koa ny tapany atsinanan' i [[Ranomasina Mediteranea|Mediteranea]] sy aty [[Afrika]]. Vitsy dia vitsy ny mpino ôrtôdôksa any [[Atsinanana Afovoany]] noho ny fisian' ny fanenjehana. Amin' izao fotoana izao dia miisa 250 000 000 any ho any ny mpino ôrtôdôksa maneran-tany. Ny [[Fiangonana Ortodoksa eto Madagasikara|Fiangonana Ôrtôdôksa eto Madagasikara]] dia isan'ny [[Fiangonana Ortodoksan'i Aleksandria sy Afrika manontolo|Fiangonana ôrtôdôksan'i Aleksandria sy Afrika manontolo]].
 
== Ireo fiangonana 14 mpiombona ==