Melaneziana (vahoaka): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Marika: Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-11:
 
=== Kolontsaina nentim-paharazana ===
Manana kolontsaina maro isan-karazany ny Melaneziana, dia kolontsaina tsy dia misy toetra itambarany firy. IreoNy olona manana traikefa amin' ny fitenenena sy amin' ny fandaminana ny fifandraisan' ny tontolo hita maso amin' ny tontolo tsy hita maso, sy ny fifandraisan' ny velona amin' ny [[Razana|maty]] no mitarika ny fiarahamonin' ny Melaneziana.
 
=== Kolontsaina taty aoriana ===
Rehefa nifandray amin' ny mpivarotra sy misioneramisiônera kristiana tamin' ny faran' ny taonjato faha-19 sy tamin' ny fiandohan' ny taonjato faha-20 ny Melaneziana dia tsy nanary ny fomban-drazany fa namorona [[Sinkretisma|fivavahana mampifangaro finoana]] sy fomba, dia ny fivavahana amin' ny sambo, ny finoana [[Milenarisma|milenarista]] izay inoany fa hisianhisehoan' ny sambo hitondra harena ho azy ireo. Tamin' ny taona 2011 dia fantatra fa ny 92 %n' ny Maleziana dia Kristiana.
 
== Fiteny any Melanezia ==