Bôsnia-Herzegôvina: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-3:
[[sary:Europe-Bosnia and Herzegovina.svg|thumb|200px|Sarin-tany maneho an' i Bôsnia-Herzegôvina ao Eorôpa]]
 
I '''Bôsnia-Herzegôvina''' na '''Bôsnia sy Herzegôvina''' dia firenena ao [[Eorôpa Atsimo]], ao amin’ ny [[Saikanosy Balkanika]]. I [[Sarajevo]] no renivohiny. Ny tanàna lehibe indrindra dia ny renivohiny. Mirefy 51 197 km<sup>2</sup> ny velaran-taniny ary miisa 3 839 737 ny mponiny araka ny fanisana natao tamin' nyhny taona 2011. Ny faritr'ora dia +1.
 
Be tendrombohitra ity firenena ity, izay ahitana an' i Maglic ao atsimo (manana haambo mirefy 2 387 m). Ao amin' ny faritra be [[horohoron-tany]] no misy an' ity firenena ity ka matetika iharam-pahavoazana noho izany.