Fiteny iraniana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-25:
 
=== Ny fiteny pastô ===
Ny [[fiteny pastô]] na pasto na patstô (arakaraka ny faritra) dia fiteny iraniana atsinanana izay tetenina ao Afganistàna (isan' ny fiteny ôfisialin' io firenena io, manampy ny [[Fiteny persana|fiteny persàna]] sy ny [[fiteny dary]]) sy ao [[Pakistàna]] sady tetenin' ny olona miisa 45 000 000 any ho any. Atao hoe [[PatstonaPastona (vahoaka)|PatstonaPastona]] na Pastona ny mpiteny pastô.
 
=== Ny fiteny balotsy ===
Ny [[fiteny balotsy]] dia tetenina ao [[Balotsistàna]] (izay nozarain' i [[Iràna]] sy i Afganistàna ary i Pakistàna). Ahitana olona miteny azy koa ny ao [[Torkmenistàna]] sy ny ao [[Omàna|Ômàna]]. Fiteny lavidavitra ny [[fiteny farsy]] ny fiteny balotsy. Misy ampahany be amin' ny mpiteny balotsy no miteny farsy ao Iràna sy ao Afganistàna ary ao Pakistàna.
 
=== Ny fiteny gilaky ===