Fiteny tamily: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
{{vangovango|fiteny}}
[[Sary:Tamil Verbreitung.png|thumb|ankavanana|220px|[[Sary:Word Tamil.svg|center|100px]]<br />Voamarika amin'ny loko menamena ny [[faritra]] misy tamil]]
Ny '''fiteny tamily''' (tamiḻ / தமிழ்) dia fitenfitenin' ny [[Tamily (vahoaka)|vahoaka tamily]] ([[DiravidianaDravidiana (vahoaka)|diravidianinadravidianina]] taloha). Ny fiteny tamily dia fiteny any [[India]]. Ny fiteny tamily dia tenyfikteny ôfisialin' i [[Tamil Nadu]] sy ny tananan' i Pondichery[[Pondicherry sy(tanàna)|Pondichery]] sy Karîkâl. TenyFiteny ôfisialy any [[Singaporo]] ihany ko any fiteny tamily. Olona miisa 74 tapitrisa mahery no miteny tamily eran-tany. Araka ny voalazan' ny ''[[World Almanac]] 1994''.
 
TenyFiteny nisampana amin' ny [[Fianakaviam-piteny dravidiana|fiteny diravidianina]] ny fiteny tamily. Ny fiteny tamily dia anisan' ny fiteny antitra indrindra eto an-tany. Tsy ary niovaova ilay fiteny na dia efa nisy 2&nbsp;500 taona aza. Soratana amina soratra avy amin' ny [[soratra brâhmî]]brahmy ny tenyfiteny tamily.
 
== Fiteny ==
 
Noho ny tsy fahaizan' ny olona manoratra sy mamaky teny tany [[India]] nandritry ny taonjato maromaro, samihafa be ny endriky ny fiteny tamily tenenina (koduntamil) sy ny fiteny tamily soratana (centamil). Mitovy amin' izany koa, ny fianarana dia matetika atao am-bava fa tsy an-tsoratra, ary matetika miova ny fanononana ny teny arakaraky ny tanàna, ary tsindraindray, tsy misy fifandraisana amin' ilay teny soratana intsony ilay teny tenenina.
 
Amin' ny ankapobeny, misy endriky ny fiteny tamily ampiasaina amin' ny haisoratra, ampiasain' ny gazety, ny boky, sns. manaraka ny fitsipi-pitenenana, ny tsipelina ary ny rafi-pitenenana, ary ny endriky ny fiteny tamily an' ny mponina, ampiasain' ny haino aman-jery (radio, fahitalavitra): io fisiana io azo lazaina hoe diglossie amin' ny teny frantsay. Ny fiteny tamilin' ny mponina dia mety miovaova arakaraka ny firenena, arakaraky ny faritany ary tsindraindray arakaraky ny tanàna: na dia olona mifehy tsara ny teny tamily soratana, izany hoe ôfisialy, dia mety tsy mahazo io fiteny io, matetika mampiasa teny vahiny (''lugej'' = "entana", avy amin' ny [[Fiteny anglisy|teny anglisy]] hoe ''luggage'', ''zanti'' = "mahafatifaty", avy amin' ny [[Fiteny frantsay|teny frantsay]] hoe ''gentil'') navadika arakaraka ny fanononana tamily. Ny anton' io dia ny fisian' ny mpiteny tamily any ivelany, ampifangaroiny amin' ny tenyfiteny tenenina eo amin' ny toerana onenany ny tenyfiteny tamily. Ny fiteny tamily tenenina any India dia tamilim-bahoaka, ary ny fiteny tamily tenenina any [[Srilanka]] dia fiteny tamily mifandray kokoa amin' ny fiteny tamily soratana.
 
Hatry ny fanombohan' ny taonjato faha-20 dia ampifanakekezan' ny mpandini-pitsipi-pitenenana tamily ny fiteny tamily soratana sy ny fiteny tamily tenenina, fa mitazona ny mahasamihafa ilay fanoratana antitra be.
 
== Jereo koa ==
 
* [[Fiteny any India]]
* [[Fiteny any Srilanka]]
 
[[Sokajy:Fiteny SOV]]