Fiteny kasmiry: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''fiteny kasmiry''' dia fiteny ao [[India]] ao amin' ny sampana' ny [[fiteny indô-iraniana]] ao amin'ny [[Fiteny indô-eorôpeanina|fianakaviam-piteny indô-eorôpeana]]. Tenenina ao Kashmir ny fiteny kasmiry sady soratana amin' ny [[tarehin-tsoratra arabo]], izay tsy inona fa ny [[abidy arabo]] nasiam-panovana sady karazan' ny abidy persana, sahala amin' ny abidy ordo na ny devanagry. Taloha io fiteny io dia nosoratana tamin' ny abidy sarda (taonjato faha-8). Amin' ny fiteny kasmiry dia atao hoe کٲشُر / ''kạ̄šur'' na कॉशुर / ''kạ̄šur'' izy.
 
== Jereo koa ==
 
* [[Fiteny any India]]
 
* [[Fiteny any Pakistàna]]