Fiteny seraiky: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Fiteny indô-ariana
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
 
Andalana faha-1:
Ny '''fiteny seraiky''' na '''fiteny saraiky''' na '''fiteny siraiky''' dia [[fiteny indô-ariana]] ao amin' ny vondrona lahnda, tenenina any amin' ny tapany atsimo-andrefan' ny faritanin' i Punjab (na Penjab) ao [[Pakistàna]]. Nantsoina hoe fiteny moltany (''multani'') izy io taloha, araka ny abaran' ny fitenim-paritra fototra ao aminy.
 
Ny mpiteny saraikyseraiky dia tena mifankahazo amin' ny mpiteny [[Fiteny penjaby|ponjaby]] filamatra ary mizara aminy ampahany betsaka amin' ny voambolany sy ny endri-teny. Amin' ny feonteny dia tena hafa tanteraka izy, ary manana endri-pitenenanatoetra ara-[[Fitsipiteny|pitsipiteny]] iraisany amin' ny [[fiteny sindy]] izay any atsimo.
 
Ny fiteny saraikyseraiky indraindray dia fitenin'heverina nyho olonaendrika miisafitenim-paritry 25,9 tapitrisa aony [[PakistànaFiteny penjaby|fiteny ponjaby]],. Nefa raha manombokamidina any amin' ny faritratapany atsimon' i Punjab, atsimon'dia itsy Khybermitovy Pakhtunkhwa,amin' aryny faritrafiteny an-tsisintanypenjaby anyizy, avaratr'noho iny Sindhfiantraikan' syny atsinanan'fiteny isindy Balochistanaminy.
 
Ny fiteny saraiky dia fitenin' ny olona miisa 25,9 tapitrisa ao [[Pakistàna]], manomboka any amin' ny faritra atsimon' i Punjab, atsimon' i Khyber Pakhtunkhwa, ary faritra an-tsisintany any avaratr' i Sindh sy atsinanan' i Balochistan. Ny mpiteny saraiky no vondrom-poko ara-piteny fahefatra lehibe indrindra ao Pakistàna.
 
Ny fiteny saraiky dia tsy heverina ho fiteny mahaleo tena any Pakistàna, na eo amin' ny sehatra eo amin' ny firenena na an-toerana. Na izany aza, misy ny fifanakalozan-kevitra eo amin' ireo antoko pôlitika maromaro mba hamoronana faritany ho an' ny vahoaka saraiky amin' ny aqlalan' ny fizaràna an' i Punjab.
 
== Jereo koa ==
 
* [[Fiteny any Pakistàna]]