Faritra Sava: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-12:
}}
 
Ny '''faritra Sava''' dia [[faritra]] ao amin' ny [[Faritanin'Antsiranana|faritanin' Antsiranana]], any avaratravaratra amin' i [[Madagasikara]]. Ny renivohiny dia i [[Sambava]]. Ny [[faritany]] dia ao amin' ny amorontsirakamorontsiraka avaratra -atsinanan' i [[Madagasikara]]. Izy io dia mizara sisintany amin' ny faritra [[Diana]], any avaratra -andrefana, nysy [[Sofia]] any atsimo -andrefana ary ny faritra [[Analanjirofo]] any atsimo. Ny isamisa-poninamponina dia 805 300 tamin' ny [[2004]] ary ny velarantany dia 25 518 {{km2}}.
 
Ny faritra Sava dia voazara ho distrika efatra : [[Distrikan'i Sambava|Sambava]], [[Distrikan'Antalaha|Antalaha]], [[Distrikan'i Vohemar|Vohemar]] ary [[Distrikan'Andapa|Andapa]]. Ny anaran' ny faritra dia avy amin' ny lohasoratr' ireo distrika ireo : '''S'''ambava, '''A'''ntalaha, '''V'''ohemar ary '''A'''ndapa. Ireo tanàna ireo dia milaza-tena ho « "Renivohitry ny [[lavanila]] »", satria io faritra io no tena mpamoaka lavanila indrindra eto an-tany.
 
Ireto avy ireo distrika ao amin' io faritra io:
 
* [[Distrikan'Andapa]]
Andalana faha-28:
* [[Vohemar]]
* [[Andapa]]
'''Faritany sy faritra eto Madagasikara''': [[Faritanin' Antananarivo]] ([[Faritra Itasy]] - [[Faritra Analamanga|Analamanga]] - [[Faritra Bongolava|Bongolava]] - [[Faritra Vakinankaratra|Vakinankaratra]]) - [[Faritanin' Antsiranana]] ([[Faritra Diana]] - [[Faritra Sava|Sava]]) - [[Faritanin' i Fianarantsoa]] ([[Faritra Atsimo-Atsinanana]] - [[Faritra Amoron'i Mania|Amoron'i Mania]] - [[Faritra Ihorombe|Ihorombe]] - [[Faritra Matsiatra Ambony|Matsiatra Ambony]] - [[Faritra Vatovavy-Fitovinany|Vatovavy-Fitovinany]]) - [[Faritanin' i Mahajanga]] ([[Faritra Boeny]] - [[Faritra Betsiboka|Betsiboka]] - [[Faritra Melaky|Melaky]] - [[Faritra Sofia|Sofia]]) - [[Faritanin' i Toamasina]] ([[Faritra Alaotra-Mangoro]] - [[Faritra Analanjirofo|Analanjirofo]] - [[Faritra Atsinanana|Atsinanana]]) - [[Faritanin' i Toliara]] ([[Faritra Atsimo-Andrefana]] - [[Faritra Anosy|Anosy]] - [[Faritra Androy|Androy]] - [[Faritra Menabe|Menabe]]){{vangovango}}
 
=== Faritany eto Madagasikara ===
 
* [[Faritanin' Antananarivo|Faritanin'Antananarivo]]
* [[Faritanin'Antsiranana]]
* [[Faritanin'i Fianarantsoa]]
* [[Faritanin'i Mahajanga]]
* [[Faritanin'i Toamasina]]
* [[Faritanin'i Toliara]]
{{vangovango}}
{{Faritr'i Madagasikara}}
[[Sokajy:Faritr'i Madagasikara]]