Repoblika: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Forms of government 2021.svg|Ny fomba fitondrana ny fanjakana erak'izao tontoloi izao|340px|right|border|thumb]]
 
Ny '''Repoblika''' dia endrika [[governemanta]] iray izay azo dikainaadika hoara-bakiteny hoe "raharaham-bahoaka" ([[Teny latina|latina]]: ''res publica''). Ny famaritana ny repoblika ankehitriny dia governemanta tsy manana mpanjaka ho mpitondra ny firenena. Ny repoblika dia tokony tsy afangaro amin' ny [[demokrasia|demôkrasia]], ny repoblika dia ny fitondran' ny lalàna nefa ny demokrasiademôkrasia dia midika ny fitondran' ny daholobe. Io dika faran' ny demokrasiademôkrasia io dia avy ain' ny [[teny grika]] ''DimokratíaDemokratía'' izay ahitana ny hoe ''Demos'' (mponina) sy ny hoe ''Kratos'' (fanjakana).
 
== Ny repoblika amin' ny siansa ara-politikapôlitika ==
{{...}}
Amin' ny teôria sy amin' ny siansa ara-politikapôlitika, ny teny ''repoblika'' dia mety ilazana endri-panjakana maro.
 
== Ny fototry ny repoblika ==
{{...}}
ArakAraka an' i AristotyAristôty, ny fototry ny repoblika dia:
* Ny '''fizarana ny fahefana''' (fahefana mpanao lalàna sy fahefana mpitsara ary fahefana mpanatanteraka) sy ny famehezana azy ireo.;
* Ny '''fandraisana anjara ara-politika'''pôlitika mavitrika avy amin' ny olom-pirenena (izay ilana fampianarana ny siansan-dalàna sy siansa ara-politikapôlitika);
* Ny '''fahafahana ary ny fitovizana''' eo anatrehan' ny lalàna.
 
[[Sokajy:Fomba fitondràna]]