Hoala Persika: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Helodrano Persika ho Hoala Persika i Thelezifor
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
 
Andalana faha-1:
[[Sary:PersianGulf vue satellite du golfe persique.jpg|vignette|Sarin'ny HelodranoHoala Persika azo an-tsatelita. ]]
Ny '''HelodranoHoala Persika''' dia [[helodranohoala]] ao amin' ny [[Ranomasimbe Indiana]] mihazo ny morontsirak' i [[OmànaÔmàna]], ny [[Emirata Arabo Mitambatra]], i [[Arabia Saodita]], i [[Katara]], i [[Bareina]], i [[KoetyKôety]], i [[Iràka]] ary i [[Iràna]].
 
Tokony ho 233 &nbsp;000 &nbsp;km<sup>2</sup> eo ho eo ny velarany, 800 &nbsp;km ny halavany ary 80 ka hatramin' ny 120 &nbsp;km eo ho eo ny sakany. Any amin' ny farany andrefany ny [[vinany]] ivarinan' ny ony [[Arvandrud]] (na [[Shatt al-'Arab]]), izay fifanenan'ny ony [[Tigra (ony)|Tigra]] sy [[Eofrata]].
 
Ao andrefana kosa no misy ny [[Andilan-dranomasina|andilan-dranomasin]]' i Hormuza izay mampifandray ny helodranoHoala Persika amin' ny [[helodranonHoalan' i OmànaÔmàna]], ary avy eo ny [[ranomasimbe]].