Fiteny makoa: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-3:
* ny fiteny sirima (izay tenenin' ny olona 620 000 eo ho eo ao Môzambika ao amin' ny faritanin' i Niassa);
 
* ny fiteny kotykôty (izay tenenin' ny olona 78 000 eo ho eo ao Môzambika indrindra manodidina an' i Angoche ao amin' ny faritanin' i Nampula);
 
* ny fiteny lomoelômoe (izay tenenin' ny olona 1 500 000 eo ho eo ao Môzambika ao amin' ny faritanin' i Zambezia sy ny tapany atsimon' ny faritanin' i Nampula).
 
Marihina fa ny tanànan' i Makoa dia tsy ao Môzambika fa ao amin' ny Repoblikan' i Kôngô, any amin' ny 600 km miala an' i [[Brazzavile|Brazzaville]].