Nosy Glorieuses: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Nosy Glorieuse ho Nosy Glorieuses i Thelezifor
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Glorioso Islands-CIA WFB Map.png|vignette|287x287px|Ireo Nosy Glorieuses]]
[[Sary:Iles eparses de l'ocean Indien.svg|vignette|Ny toerana misy ireo [[Nosy Miparitaka]] (na Nosy Malagasy) ]]
Ny '''Nosy Glorieuses''' dia [[vondronosy]] tsy misy mponina, ao amin' ny [[Ranomasimbe Indianina]], eo anelanelan' i [[Madagasikara]] sy ny [[vondronosy Kômôro]]. Nosy be fasika roa voahodidin' ny [[haran-dranomasinaHarana (zavamanan' aina)|harana]] izy io, izay ahitana koa [[vatoharaharandriaka]] maromaro. Mirefy 7 km<sup>2</sup> ilay vondronosy.
 
Nisy fitakiana momba ity vondronosy ity, izay nakambana tamin' ny [[Prôtektôrata frantsain' i Madagasikara]] teo aloha, dia nataon' ityi firenenaMadagasikara ity tamin' ny taona 1973.