Denis Sassou-Nguesso: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications
Marika: Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Denis Sassou Nguesso 2014.png|vignette|Denis Sassou-Nguesso]]
I '''Denis Sassou-Nguesso''' dia miaramila sy mpitondra fanjakana tao amin' ny [[Repoblika Entim-Bahoakan' i Kôngô]] (REBK). Teraka tao Edou tamin' ny taona 1943 izy. Filoham-pirtenenpirenen' iny [[Repoblikan' i Kôngô]] (RK) izy tamin' ny taona 1979 hatramin' ny 1992. Izy no filohan' ny Repoblikan' i Kôngô hatramin' ny taona 1997, izay niverenany teo amin' ny fitondrana tamin' ny alalan' ny fidira,na an-tsehatry ny tafika kôngôley taorian' ny fanonganan' i [[Pascal Lissouba]] azy tamin' ireo volana voalohany nisian' ny ady an-trano tao [[Kôngô-Brazzaville]]. Isan' ireo filoha tranainy indrindra maneran-tany izy satria raha atambatra ny fotoana nitondrany dia mahatratra 37 taona. Tsy mba nisy fotoana nahalany azy tamin' ny fifidianana manaja ny demôkrasia, afa-tsy tamin' ny taona 1992 izay naharesy azy.
 
Tamin'ny volana oktobra 2021 dia voatonona tamin'ny raharaha mahamenatra nataon'ny "Pandora Papers" i Denis Sassou N'Guesso. Ny Inter African Investment dia voalaza fa voasoratra tany amin'ny Nosy Virgin British, toeram-pialofana amin'ny hetra Karaiba. Nolavin'i Denis Sassou N'Guesso fa tsy bloc dia antontan-taratasy izy io.