Bokin' i Nahoma: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Bokin'i Nahoma ho Bokin' i Nahoma i Thelezifor
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
 
Andalana faha-1:
[[Sary:Nahum-prophet.jpg|vignette|''Ny mpaminany [[Nahoma]]'', sary natao tamin'ny taonjato faha-18.]]
Ny '''Bokin'i Nahoma''' dia boky ao amin’ny [[Tanakh]] (Baiboly hebreo) sy ao amin’nyamin’ ny [[Testamenta Taloha]] ao amin’ny [[Baiboly]] kristiana voasoratra tamin’ny taonjato faha-7 tao Jerosalema. Ao amin’ity boky ity ny mpaminany [[Nahoma]] dia manambara ny hitsarana sy ny hanamelohana an’ian’ i Ninive renivohitr’irenivohitr’ i Asiria (na Asora) noho ny fangejany ireo firenen-kafa. Maneho anefa i Nahoma fa Andriamanitra hamindra fo amin’izayamin’ izay miverina aminy. Fanehoan’AndriamanitraFanehoan’ Andriamanitra ny famindram-pony amin’ny olona ny fanasaziana ny fahavalony sy ny famotsorany ny vahoakany ho afaka amin’ny fifehezan’nyfifehezan’ ny fahavalony. Vitan’AndriamanitraVitan’ Andriamanitra izany satria izy no mpanapaka ny tany rehetra.
 
== Ny fanoratana ny boky ==
I [[Nahoma]] no nanoratra ny Bokin’iBokin’ i Nahoma. Mpaminany avy ao Alkosy any [[Galilea (faritra)|Galilea]] izy. Taloha kelin’ny nandravana an’i Ninive (612 tal. J.K.) no nivoahan’ny faminanian’i Nahoma ary voasoratra teo anelanelan’ny taona 642 sy 606 tal. J.K. ny boky mitondra ny anarany.
 
Isan’ireo atao hoe [[Bokin'ny Mpaminany 12|Mpaminany madinika roa ambin’ny folo]] izay zana-bondron’ny [[Bokin'ny mpaminany (Baiboly)|Bokin'ny mpaminany]] ny Bokin’i Nahoma ao amin’ny Baiboly kristiana fa sokajin’ireo Mpaminany taoriana izay zana-bondron’ny [[Nevi'im]] ("''Mpaminany''") izy ao amin’ny Tanakh.
Andalana faha-10:
Amin'ny [[teny hebreo]] dia atao hoe ספר נַחוּם / ''Sefer'' ''Nakhûm'' ny Bokin'i Nahoma. Ao amin'ny [[Septoajinta]] amin'ny [[teny grika]] izy dia atao hoe Ναούμ Ζʹ / ''VII Naoúm'' (ny zeta ''Ζʹ'' dia manambara ny maha mpaminany madinika laharana fahafito azy).
 
== Fizaràn’nyFizaràn' ny boky ==
Azo zaraina roa toy izao ny Bokin’i Nahoma :
 
Andalana faha-24:
* Voatombokase ny amin’ny Ninive (3.8 – 3.19)
 
== Jereo koa : ==
*[[Nahoma]]
 
Andalana faha-30:
* [[Ketuvim]]
 
* '''Mpaminany lehibe:''' [[Bokin' i Isaia]] na Izaia - [[Bokin' i Jeremia]] - [[Bokin' ny Fitomaniana]] - [[Bokin' i Ezekiela]] - [[Bokin' i Daniela]] na Daniely - [[Bokin' i Baroka]] (deoterôkanônika)
'''Mpaminany lehibe:'''
 
* '''Mpaminany madinika:''' [[Bokin' i IsaiaHôsea]] na IzaiaÔsea - [[Bokin' i JeremiaJôela]] na Jôely - [[Bokin'ny Fitomanianai Amôsa]] na Amôsy - [[Bokin' i EzekielaÔbadia]] na Abdiasa - [[Bokin' i DanielaJônà]] na DanielyJônasa - [[Bokin' i BarokaMikà]] (deoteokanonika)na Mikea - [[Bokin' i Nahoma]] - [[Bokin' i Habakoka]] - [[Bokin' i Zefania]] na Sôfônia - [[Bokin' i Hagay]] na Akjea - [[Bokin' i Zakaria]] - [[Bokin' i Malakia]].
 
'''Mpaminany madinika'''
 
* [[Bokin'i Hosea]] na Osea - [[Bokin'i Joela]] na Jôely - [[Bokin'i Amosa]] na Amôsy - [[Bokin'i Obadia]] na Abdiasa - [[Bokin'i Jona]] na Jônasa - [[Bokin'i Mika]] na Mikea - [[Bokin'i Nahoma]] - [[Bokin'i Habakoka]] - [[Bokin'i Zefania]] na Sôfônia - [[Bokin'i Hagay]] na Akjea - [[Bokin'i Zakaria]] - [[Bokin'i Malakia]].