Hiran' i Debôrà: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Hiran' i Debôra ho Hiran' i Debôrà i Thelezifor
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Deborah.jpg|vignette|257x257px|''Hiram-pandresen'i Debora'' - Gustave Doré - ]]
Ny '''Hiran' i Debôra''' na '''Antsan' i Debôra''' na '''Tononkiran' i Debôra''' dia tonon-kira hita ao amin' ny [[Bokin' ny Mpitsara]] (Mpits. 5.2-31). Hiram-pandresena izy io, izay nohirain' i [[DebôraDebôrà]] sy i Baraka noho ny nandresen' ny [[fokon' i Israely]] sasany ireo [[Kanaana (faritra)|Kanaanita]] fahavalony.
 
== Ny zava-niseho niteraka ny hiran' i Debôra ==
 
==== Fandresen' ny Israelita ny Kanaanita ====
Hatramin' ny nahafatesan' i [[Jôsoa]] (na Jôsoe) efa 160 taona tany aloha, dia sambany vao nandresy ny fahavalony ny Israelita raha nangeja azy ireo mafy tamin' ny fampihorohoroany nandritra ny 20 taona i Jabina mpanjakan' i Hazôra, atao hoe mpanjakan' i Kanaana (Mpits. 5.6-11) raha tsy tonga i DebôraDebôrà sy i Baraka nanamafy indray ny hambompon' ny mpiray firenena aminy ka nahangona lehilahy arivo. Nandresy izany tafika israelita izany tamin' ny ady tao amin' ny lohasahan' i Esdrelôna (Mpits. 4.10-16; Salamo 83.9).
[[Sary:Tissot Jael Smote Sisera, and Slew Him.jpg|vignette|203x203px|''Namono an'i Sisera i Jaela,'' nataon'i James Tissot, 1896 -1902]]
Afa-nandositra ihany i Sisera mpitari-tafik' i Jabina nefa niditra tao an-dain' i Jaela, vehivevy israelita izay namono azy rehefa natory. Izay vao nandresy indray ny Israelita ka tsy nisy intsony ny ady teo amin' ny Israelita sy ny Kanaanita nandritra ny 40 taona (Mpits. 5:31).
Andalana faha-43:
 
==== Iahveh Andriamanitra no nandresy ====
Na dia fahita matetika ny hiram-pandresena ao amin' ny [[Baiboly hebreo]] dia tsy misy toa azy ny ''Hiran' i DebôraDebôrà'' noho izy mankalaza ny fandresen' ny tafika nampiam-behivavy roa: dia i Debôra sy i Jaela. Nanoratra i Michael Coogan fa ny maha vehivavy dia famantarana fanampiny fa i [[Iahveh]] (na Jehovah) tenany no tena nandresy: teo "''an-tanam-behivavy no hivarotan' i Jehovah an' i Sisera''" mpitari-tafika kanaanita (Mpits. 4.9)<ref name=":0" />.
 
==== Foko tsy voalaza ====
Tsy voalaza ao amin' ny ''Hiran' i DebôraDebôrà'' ny [[fokon'i Levy|fokon' i Levy]] sy ny [[fokon'i Jodà|fokon' i Jodà]] sy ny [[fokon' i Simeôna]].
 
== Jereo koa ==
 
* [[Fokon' i Israely]]
*[[DebôraDebôrà]]
*[[Mpitsara ao amin'ny Baiboly|Mpitsara ao amin' ny Baiboly]]
*[[Tsodranon' i Mosesy]]