Boky faharoan' ny Tantara: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Boky faharoan'ny Tantara ho Boky faharoan' ny Tantara i Thelezifor
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
 
Andalana faha-1:
[[Sary:Francois Vatable, reconstructie van de tempel van Salomo (detail).jpg|vignette|393x393px|''Ny [[Tempolin'i Jerosalema]]'' ]]
Ny '''Boky faharoan’nyfaharoan' ny Tantara''' na '''Tantara faharoa''' dia boky ao amin'ny [[Testamenta Taloha]] ao amin'ny [[Baiboly]] kristiana sady hita koa ao amin'ny [[Tanakh]], boky masin'ny jodaisma. Ampahany amin'ny boky nozaraina roa io boky io, dia ny [[Bokin'ny Tantara]], ka ny tapany voalohany dia ny [[Boky voalohan'ny Tantara]].
 
Manomboka amin'ny tantaranan'ny fanjakan'i [[Solomona]] ny boky. Avy eo mitantara ny nivakisan’ny fanjankana ho roa: [[Fanjakan'i Jodà|Fanjakan’i Jodà]] any atsimo sy [[Fanjakan'i Israely (Samaria)|Fanjakan’i Israely]] any avaratra. Derain'ny mpanoratra ho ilay mpanjaka tonga lafatra i [[Solomona]] (na Salômôna) ao amin’ny boky. Voaresaka ao amin'ny Boky faharoan’ny Tantara fa ny vahoakan’i Israely dia vahoaka mpanota sady tsy niverina tamin’Andriamanitra. I [[Hezekia]] (na Ezekiasa) sy i [[Josia (mpanjakan'i Jodà)|Josia]] (na Josiasa) no mpanjaka nalaza indrindra tamin’ny fanompoana an’Andriamanitra sady nanao izay hanajana ny Lalàn’Andriamanitra.