Magy ao amin' ny Baiboly: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Albrecht Altdorfer - The Adoration of the Magi - Städel.jpg|vignette|''Ny fitsaohan'ny Magy,'' nataon'i Albrecht Altdorfer,  anelanelan'ny taona 1530-1535.]]
Ny [[Magy ao amin'ny Baiboly|magy]] na [[Magy ao amin'ny Baiboly|majy]] dia ilazan' ny [[Filazantsara araka an' i Matio]] ireo mpivahiny izay notarihin' ny [[kintana]] iray avy any atsinanana ho any Israely mba hitsaoka ny Kristy vao teraka.
 
== Ny Magy ao amin' ny Filazantsaran' i Matio ==
Tamin' ny fahatongavany tao [[Jerosalema]] dia nankao amin' ny lapan’ilapan' Herodai [[Herôda Lehibe]] izy ireo mba hamotopototra tsara ny amin' ny toerana misy an' ilay [[Fahaterahan'i Jesoa|zaza vao teraka]], dia i [[Jesoa]]. Namaly i HerodaHerôda fa tsy mahafantatra ny amin' izany. Taitra tamin' ny fanamafisana avy amin' ny soratry ny [[mpaminany]] ny mpanjaka. Nefa nanafatra an' ireo magy izy mba hiverina eo aminy hanambara aminy ny mombamomba an' ilay zaza. Nampiasa saina an' i HerodaHerôda ny nandrenesany an' izany. Notarihin' ilay kintana ireo magy ka tonga tao [[Betlehema]] tao amin' ny tranon' omby nandrian' ilay zaza ka nanome azy [[volamena]] sy zavamanitra ary [[miora]].
 
Nahazo fampitandremana tamin' ny [[anjely]] tamin' ny alalan' ny [[nofy]] ireo magy ka tsy niverina intsony tany an-dapan' i HerodaHerôda. Nanapa-kevitra ny hamono ny zaza vao teraka rehetra ny mpanjaka.
 
== Ny Magy araka ny lovantsofina ==
Araka ny lovantsofina izay tsy voarakitra ao amin' ny [[Filazantsara]] dia miisa telo ireo magy ka izao avy ny anarany: i Baltazara sy i Melkiora ary i Gaspara.
 
== Jereo koa: ==
 
*[[Magy]]
*[[Noely]]
*[[Fahaterahan' i Jesoa]]