Antilôpa: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Blackbuck (Antilope cervicapra)- Male & female in Hyderabad, AP W IMG 7268.jpg|vignette|253x253px|Karazana antilôpa any India]]
Ny '''antilôpa''' dia [[biby misy nono]] maandinikamandinika, iray sokajy amin' ny [[omby]], manana tandroka poaka aty sy vatana matsoraka lava. Misy karazany miisa any amin' ny 150 ny antilôpa ka ny ankabeazany dia hita ao [[Afrika]], nefa ahitana azy koa ny any [[Azia]] sy ny any [[Amerika Avaratra]]. Isan' ny antilôpa ny [[gazela]]. Arakaraka ny karazany dia misy ny miaina any anaty ala na any amin' ny tany efitra. Araka ny karazany koa dia milanja 5 kg hatramin' ny 800 kg ny antilôpa.
 
== Jereo koa ==