Madagasikara: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Andalana faha-572:
[[Sary:Madagascar-carte.png|331x331px|ankavanana|saritan'i Madagasikara]]
 
Any ila-bolan-tany atsimo no misy an'i Madagasikara, faha-efatra amin'ny nosy ngeza indrindra eto an-tany ny nosin'i Madagasikara, ao aorian'i [[Groenlanda|Groenland]], [[Ginea Vaovao|Ginea Vao]] ary [[Bôrneô|Borneo]]. Ny [[lakandranon' i MozambikaMôzambika]] no manasaraka azy amin'i [[Afrika]]. 700 km eo ho eo ny elanelan'i [[MozambikaMôzambika]] sy Madagasikara. "Nosy Mena" (''l'Île Rouge'') no fiantson'ny olona an'i Madagasikara tsindraindray, satria ilay loko mena ilay no tanimena mandoko ny dongolavany mena. 1580 km ny halavan'i nosin'i Madagasikara avy any atsimo ka hatrany avaratra ary 580 km ny sakany avy any atsinanana ka hatrany andrefana.
 
Misy [[tangorom-bohitra]] mizara ny nosy makany avaratra hatrany atsimo. Ny salasalan'ny halavan'ireo tendrombohitra ireo dia misy 1 200 - 1 500 m eo ho eo. Any avaratr'i Madagasikara no misy ny Tendrona Tsaratanana (na Maromokotro) manana haabo 2 876 m. Misy [[farihy]] dimy any; ny farihy ngeza indrindra any Madagasikara dia ny [[Farihinfarihin' Alaotra]], manana velarana 182 {{km2}}.
=== Farihy lehibe<ref>Économie Malgache : évolution 1950-1960. Commissariat Général au Plan. 1962</ref> ===