Antilia Lehibe: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
 
Andalana faha-1:
[[Sary:Map of the Caribbean-Greater Antilles.png|vignette]]
Ny '''Antilia Lehibe''' dia vondrona [[tangoro-nosy]] efatra (voatsinjara amin' ny firenena dimy) ao amin' ireo [[Antilia]] izay nahazo izany anarana izany noho izy ireo lehibe kokoa raha ampitahaina amin' ireo [[nosy]] hafa ao amin' ilay antsoina hoe [[Antilia MadinikaKely]].
 
Ireto avy ireo nosy ireo: i [[Kioba]], i Hispaniôla (izay ahitana ny [[Haitỳ|Repoblikan' i Haity]] sy ny [[Repoblika Dôminikana]]), i [[Jamaîka]], i [[Pôrtô Rikô]] ary i Isla de la Juventud (an' i Kioba). Mandrakotra ny 90 %n' ny velarana mitambatr' ireo nosin' ny [[Antilia]] izy ireo.