Brezila: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-47:
}}
 
Ny '''Brezila''' na '''Brezily''' (''Brasil'' amin' ny [[Fiteny pôrtogey|teny portogeypôrtogey]]), na '''Repoblika Federalin' i Brezila''', dia [[firenena]] ngeza indrindra arysy mivelatra indrindra an'iany [[Amerika latinaLatina]]. MiarakaManana amin'nyvelarantany velarantanymirefy 8  547  400  km² sy miaraka amin'ny isa-mponina maherin' ny 190 tapitrisa izy, ioka nymahatonga azy ho [[firenena]] fahadimy amin' ny lafin'nylafiny velarantany sy amin'ny lafin'ny lafiny isa-mponina. AminTamin' ny 2008, nyi Brezila dia heryfirenena faha-11 ara-piharian-karena faha 11 manana PIB 1  572  839 Md USD, eoao aorian' i [[Espaina]] na 2,42 %-n' ny PIB-n' izao tontolo izao. Azy ny antsasaky ny velaran' i [[Amerika Atsimo]] ary mizara sisin-tany amin' ny [[firenena]] rehetra ao [[Amerika Atsimo]] afa-tsy i [[Silia]] sy ny [[Ekoadôra|Ekoadora]] izy.
 
Ny Brezila dia zanatany portogeypôrtogey voalohnay mandritry ny taonjato maro, ankehitriny, io irery no lovan' ny [[PortogalyPôrtogaly]] any amerika[[Amerika]], amin' ny fisehon' ny kolontsaina sy ny teny ofisialyôfisialy, ny teny portogeypôrtogey.
 
Firenena katôlika sy miteny portogey ngeza indrindra, mpikambana ao amin'ny CPLP izy. Ny [[fiteny portogeypôrtogey]] dia teny voalohany any Amerika Atsimo noho ny demôgrafia brezilianina.
 
== Jeografia ==
Andalana faha-72:
 
== Jereo koa ==
'''Firenena ao Amerika:''' [[Antigoa sy Barboda]] - [[Arjentina]] - [[Bahamasy]] - [[Barbady]] - [[Belizy]] - [[Bôlivia]] - [[Brezila]] - [[Dôminika]] - [[Ekoadôra]] - [[Etazonia]] - [[Goatemala]] - [[Goiana]] - [[Grenady]] - [[Haity]] -[[Hôndorasy]] - [[Jamaîka]] - [[Kanada]] - [[Kioba]] - [[Kôlômbia]] - [[Kôsta Rika]] - [[Meksika]] - [[Nikaragoa]] - [[Orogoay]] - [[Panama]] - [[Paragoay]] - [[Però]] - [[Pôrtô-Rikô|Pôrtô Rikô]] - [[Repoblika Dôminikana]] - [[Salvadôro]] - [[Santa Losia]] - [[Santa Kity sy Nevisy]] - [[Santa -Vinsanta -sy -Grenadina]] - [[Silia]] - [[Sorinama]] - [[Trinite sy Tôbagô]] -[[Venezoela]]
 
'''Kôntinenta eto an-tany'''