Repoblika Dôminikana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Firenena ao Amerika Afovoany
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Flag of the Dominican Republic.svg|vignette|278x278px|Sainan' ny Repoblika Dôminikana]]
[[Sary:Dominican Republic (orthographic projection).svg|vignette|Ny Repoblika Dôminikana eo anivon' izao tontolo izao]]
Ny '''Repoblika Dôminikana''' dia firenana ao [[Amerika Afovoany]] ao amin' ireo nosy [[Antilia]] sady manana morontsiraka ao amin' ny [[Ranomasimbe Atlantika]] sy ao amin' ny [[Ranomasina Karaîba]]. I [[Santo Domingo]] no renivohiny, ary mirefy 48 400 km² ny velaran-taniny. Nisy mponina miisa 10 499 707 tao tamin' ny taona 2018. Atao hoe '''''República Dominicana''''' izy amin' ny teny espaniôla.
 
Ao amin' ny tapany andrefana amin' ny [[nosy Haity]] no misy ny Repoblika Dôminikana miampy an' ireo nosy manodidina, ka isan' izany ny nosy Beata sy ny nosy Saona. Ny ampahany sisa amin' ny nosy Haitỳ no misy ny [[Repoblikan' i Haitỳ]]. Firenena be tendrombohitra ny Repoblika Dôminikana. Be velarana ihany ny tany lonaka. Rakotra ala ny 45 %n' ilay firenena tamin' ny taona 1970 nefa nihena ho 28 % izany ankehitriny.