Fiainana aorian' ny fahafatesana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
 
Andalana faha-1:
Ny '''fiainana''' '''aorian' ny''' '''fahafatesana''' na '''fiainana''' '''any''' '''an'''-'''koatra''' dia fitohizan' ny fiainan' ny [[Fanahin' ny vatana|fanahy]] na ny fieritreretan' ny zava-manana aina aorian' ny [[Fahafatesana|fahafatesany]]. Maro ny endrika mety hisehoan' izany ka ny fiainana any am-[[paradisa]] na any amin' ny [[helo]] aorian' ny [[fitsanganan-ko velona]], araka ireo [[fivavahana abrahamika]], dia isan' izany. Maro koa ny [[fivavahana]] mampianatra ny fisian' ny fiainana any an-koatra, isan' izany ny fivavahan' ny Egiptiana taloha, ny fivavahan' ny Grika sy ny Rômana taloha, ny fivavahan' ireo mponina tao amin' ny tapany avaratr' i [[Eorôpa]], ny [[fivavahana kristiana]], ny [[finoana silamo]], ny [[jodaisma]] (afa-tsy ny an' ny [[Sadoseo]]), ny [[bodisma]], ny [[hindoisma]], ny [[jainisma]], ny [[sikisma]], ny [[zôrôastrisma]], ny [[fivavahan-drazana afrikana]] sy ny hafa koa.
 
== Jereo koa: ==
 
* [[EskatolojiaEskatôlôjia]]
* [[Fitsanganan-ko velona]]
* [[Andro farany]]