Lubumbashi: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Tanàna ao amin' ny Repoblika Demôkratikan' i Kôngô
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
 
Andalana faha-1:
[[Sary:Downtown Lubumbashi, Democratic Republic of the Congo - 20061130.jpg|vignette|289x289px|I Lubumbashi]]
[[Sary:Democratic Republic of the Congo (26 provinces) - Haut-Katanga.svg|vignette|Faritanin' i Haut-Katanga]]
I '''Lubumbashi''' dia tanàna ao amin' ny [[Repoblika Demôkratikan' i Kôngô]] (RDK), akaiky ny tendro atsimo-atsinanan' io firenena io. Izy no tanàna faharoa na fahatelo ao amin' io firenena io raha ny isan' ny mponina no heverina, ka ny tanànan' i Mbuji-Mayi no mifanianana aminy amin' izany. I [[Kinshasa]] no eo alohany. I Lubumbashi no renivohitry ny faritanin' i Katanga talogan' ny taona 2016. Taorian' izy dia lasa renivohitry ny faritanin' i Haut-Katanga izy. Atsoina hoe "renivohitry ny varahina" i Lubumbashi.
 
Tamin' ny taona 1910 no nanorenan' ny Belza an' i Lubumbashi, izay nanrtsoin' izy ireo hoe ''Élisabethville'' na ''Elisabethstad'' (araka ny anaran' i ''Elisabeth in Beieren'', mpanjakavavin' i [[Belzika]]). Tamin' ny taona 1966 no niantsoana voalohany ny anaran' io tanàna io ho Lubumbashi.