Fiteny litoanianina: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-6:
}}
 
Ny '''fiteny litoanianina''' dia teny ibeazan' ny vahoaka litoanianina. Io fiteny io dia manana sata [[Fiteny ôfisialy|ôfisialy]] any [[Litoania]] ary amin' ny [[Vondrona Eorôpeana]]. Ny isan' ny Litoanianina manao ny teny litoanianina ho teny nibeazana dia isaina eo amin' ny 2,9 tapitrisa ao Litoania ary 3 hetsy any ivelany. Ny fiteny litoanianina dia akaikin' ny [[fiteny letôna]], na dia tsy mifankahazo aza ny mpitenin' ireo teny roa ireo. Soratana amin' ny alalan' ny [[abidy latina]] ny fiteny litoanianina. Ny mahasamihafa ny fiteny litoanianina amin' ny [[Fiteny ao Eorôpa|fiteny eorôpeanina]] ankehitriny dia izy io manana endrika mifanakaiky amin' ny fiteny prôtô-indô-eorôpeana, endrika very ao amin' ny [[Fiteny indô-eorôpeanina|fiteny indô-eorôpeana]] sasany.
 
[[sokajy:fiteny]]