Firenena Baltika: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Estonia-latvia-lithuania-in-northern-europe.png|vignette|Estônia sy Letônia ary Litoania|307x307px]]
[[Sary:Baltic states.svg|vignette]]
Ny '''Firenena Balta''' na '''Firenena Baltika''' dia ireo firenena telo ao atsinanan' ny [[Ranomasina Baltika]]: i [[Estônia]] sy i [[Letônia]] (na Latvia) ary i [[Litoania]].
[[Sary:Estonia-latvia-lithuania-in-northern-europe.png|vignette|Estônia sy Letônia ary Litoania]]
Manana velaran-tany mirefy 175&nbsp;000&nbsp;km<sup>2</sup> ireo Firenena Balta, sady misy mponina miisa 6&nbsp;826&nbsp;000. Hodidinin' ny Ranomasina Baktika ao andrefana izy ireo sady mitambatra sisin-tany amin' i [[Rosia]] sy i [[Bielôrosia]] ary i [[Pôlônia]]. Ny Ôblastan' i Kaliningrad, Königsberg alemaina taloha, izay eo anelanelan' i Litoania sy i Pôlônia, dia an' i Rosia. Tsy dia mikintoana firy ny vohon' ny tany ao amin' ity faritra ity, izay ahitana [[farihy]] sy [[kamory]] etsy sy eroa, indrindra ao avaratra, ary misy havoana ny ao Litoania.
 
Tsy [[Fiteny balta|miteny balta]] avokoa ny ireo firenena telo ireo: i Estônia dia [[Fiteny finô-ogriana|miteny finô-ogriana]] ([[fiteny estôniana]]) fa tsy miteny balta (ny [[fiteny litoaniana]] sy [[Fiteny letôna|letôna]] na [[Fiteny latviana|latviana]] izay zaba-bondron' ny [[fiteny indô-eorôpeana]]).
 
Tsy [[Fiteny balta|miteny balta]] avokoa ny ireo firenena telo ireo: i Estônia dia [[Fiteny finô-ogriana|miteny finô-ogriana]] ([[fiteny estôniana]]) fa tsy miteny balta (ny [[fiteny litoaniana]] sy [[Fiteny letôna|letôna]] na [[Fiteny latviana|latviana]] izay zaba-bondron' ny [[fiteny indô-eorôpeana]]).[[Sary:Baltic states.svg|vignette|Ireo firenena balta]]
== Jereo koa ==