Animisma: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
 
Andalana faha-1:
[[Sary:Autel animiste. Village Bozo, Mopti, Bandiagara, Mali. Date du cliché 25-12-1972.jpg|vignette|300x300px|Alitara (na ôtely) animista ao amin' ny tanàna ambanivohitry ny [[Bôzô (vahoaka)|Bôzô]], any Mopti, Bandiagara, any [[Malỳ|Maly]], tamin' ny taona 1972.]]
Ny '''animisma''' dia finoana ny fananan' ny zavatra rehetra [[Fanahin'ny vatana|fanahy]] sy aina, ka tsy ny zavamananainaolombelona sy ny biby ihany izany fa ny zavatra hafa toy ny [[hazo]], ny [[rivotra]], sns. Inoana koa ao amin' ny animisma ny fisian' ny [[fanahy]] maro tsy hita maso izay mpiaro. Avy amin' ny [[Fiteny latina|teny latina]] hoe ''anima'' izay midika hoe "fanahy" na "aina" ny teny hoe ''animisma''.
 
Ireo fanahy na aina ireo dia fisehoan' ny razana efa maty na fisehoan' ny fanahin' ny [[Andriamanitra (ankapobeny)|andriamanitra]] biby, izay afaka miasa amin' ity tontolo tsapa ity, na amin' ny lafiny tsara izany na amin' ny lafiny ratsy, izay anaovana fanompoam-pivavahana. Inoan' ny animista ny fisian' ny [[fiainana aorian'ny fahafatesana|fiainana aorian' ny fahafatesana]]. Ny animisma dia hita amin' ny faritra maro eto ambonin' ny tany amin' ny [[kôntinenta]] rehetra.
 
== Ny fisehoanfisehon' ny animisma ==
 
=== Ny fetisisma ===