Vôdo: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
 
Andalana faha-1:
[[Sary:Gbe languagesVoodo-fetischmarkt-Lomé.pngjpg|vignette|372x372px350x350px|FaritraTsena niavian'fivarotana nyody vôdo ao Lome any Tôgô.]]
Ny '''vôdo''' na '''vôdoisma''' dia [[fivavahan-drazana]] avy aty [[Afrika]] izay niely tamin' ny alalan' ny fivarotana andevo mainty hoditra tany [[Haitỳ|Haity]], tany [[Kobà]], tany [[Karaiba]], tany [[Brezila|Brezily]] ary tany [[Etazonia]]. Ireo vahoaka Aja sy Eoe ary Fôna ao [[Benîno]] sy [[Ganà]] ary [[Nizeria|Nizerià]] no tena manaraka azy ao Afrika. Misy 50 tapitrisa any ho any ny mpino vôdo maneran-tany.
 
== Fiaviana sy fielezany ==
[[Sary:Gbe languages.png|vignette|324x324px|Faritra niavian' ny vôdo]]
Avy ao [[Afrika atsimon' i Sahara|Afrika atsimon' i Saharà]] ny fivavahana vôdo, izay nipoitra avy ao amin' ny Fanjakan' i Dahomey (izany hoe i [[Benîno]] ankehitriny, izay manao azy ho fivavaham-panjakana nanomboka tamin' ny taona 1996) tao [[Afrika Andrefana]]. Avy amin' ny [[Fiteny fôna|teny fôna]] hoe ''vodun'' (izay midika hoe "fanahy") ny teny nogasîna hoe vôdo. Ny fiteny fôna dia fiteny ao Benîno. Tamin' ny voalohany dia nandroso tao amin' ireo firenena manamorona ny [[Hoalan' i Ginea]], toa an' i [[Tôgô]] sy i [[Nizeria|Nizerià]], tamin' ny alalan' ny [[lovantsofina am-bava]] koa ity fivavahana ity.