Sikisma: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Khanda emblem.svg|vignette|Ny ''Khaṇḍā'': famantarana ny sikisma]]
Ny '''sikisma''' dia [[fivavahana]] amin' [[Andriamanitra tokana]] naorin' ny GoróGuru Nanak tao amin' ny tapany avaratr' i [[India]] tamin' ny taonjato faha-15. [[Mônôteisma|Mônôteista]] ny fivavahana sika. Mino Andriamanitra tokana Faratampony ny mpino ao aminy, ka izany Andriamanitra izany dia tsy manam-petra, mandrakizay, mpamorona, anton' ny anton-javatra rehetra, tsy manam-pahavalo, tsy misy fankahalana, izay sady ato amin' izao tontolo izao no ao ivelany sy mihoatra azy ([[Fihoa-draha|mihoa-draha]]). Atao hoe Goró Faratampony izy.
 
Ny teny hoe ''ਸਿੱਖ'' / sikkh dia [[Fiteny penjaby|teny penjaby]] izay nisampana avy amin' ny [[Fiteny sanskrita|teny sanskrita]] hoe ''शिष्यः'' / śiṣya (izay midika hoe "mpianatra"), na avy amin' ny teny sanskrita hoe ''शिक्ष'' / śikṣa (izay midika hoe "fianarana" na "fampianarana"). Midika hoe "fanahin' Andriamanitra" izay. Ny foto-pampianaran' ny sikisma dia miorina amin' ny fampianarana ara-panahin' ireo GoróGuru Folo izay voangona ao amin' ny ''Sri Guru Granth Sahib''.
 
Tsy manohitra ny [[Kristianisma|fivavahana kristiana]] na ny [[silamo]] na ny fiavavahana hindo ny sikisma fa mihevitra azy ireo ho fomba samy ahafahana mivavaka amin' Andriamanitra.