Renin' Andriamanitra: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Renin'Andriamanitra ho Renin' Andriamanitra i Thelezifor
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Kazan moscow.jpg|vignette]]
Ny anaram-boninahitra hoe '''''Renin' Andriamanitra''''' dia anarana omen'ny [[Katolisisma|Katôlika]] sy ny [[Kristianisma ortodoksa|Ôrtôdôksa]] an' i [[Maria (renin'i Jesoa)|Maria]] renin' i [[Jesosy|Jesoa]]. Izany anarana izany dia notapahin' ny [[konsily tao Efeso]] (na Efesosy na Efezy) tamin' ny taona 431 nefa i Aleksandra avy any Aleksandria no nampiasa azy voalohany tamin' ny taona 325. Amin' ny [[Fiteny grika taloha|fiteny grika]] dia ny hoe Θεοτόκος / ''Theotokos'' ("niteraka an' Andriamanitra") no dikan' io teny io. Noho i Maria niteraka an' i Jesoa (na Jesosy) izay inoan' izy ireo fa sady olona no [[Andriamanitra (tokana)|Andriamanitra]] no mahatonga izany. Raha sady olona tokoa no Andriamanitra tokoa i Jesoa dia sady niteraka olona tokoa no niteraka Andriamanitra tokoa i Maria niteraka azy, hoy ny Katôlika sy ny Ôrtôdôksa.
 
== Ny kônsily tao Kalkedôna ==