Masreka: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Faritra any Azia
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Mashreq-ar.png|vignette|I Masreka]]
I '''Masreka''' dia ny faritra misy ny [[Arabo (vahoaka)|Arabo]] any Atsinanana, izay tsy manana famaritana ara-jeôgrafia raikitra fa miovaova arakaraka ny mpanoratra sy ny mpiteny. Matetika dia ny faritra mahafaoka an' i [[Iràka]] sy i [[Siria]] sy i [[Libàna]] sy i [[Jôrdania]] ary i Palestina no tondroina amin' ny hoe ''Masreka''. Atao hoe المشرق العربي / ''a'l-Mashreq al-Arabi'' izy amin' ny [[Fiteny arabo|teny arabo]].
 
== Jereo koa ==
'''Ireo faritra ara-dafintany ao Azia'''
 
* [[Azia Atsimo]]
* [[Azia Atsimo Atsinanana|Azia Atsimo-Atsinanana]]
* [[Azia Afovoany]]
* [[Azia Andrefana]]
 
* [[Azia Atsinanana]]
* [[Azia Avaratra]]
* [[Afovoany Atsinanana]]
* [[Atsinanana Akaiky]]
* [[Atsinanana Indrindra]]
 
'''Fizaràm-paritra hafa ao Azia'''
 
* [[Masreka]]
* [[Zana-kôntinenta indiana|Zana-kontinentan'i India]]
* [[Siberia]]
* [[India Atsinanana]]
* [[Indôsina]]
* [[Ampahatsinanana]]
* [[Tsinam-bolana lonaka]]
* [[Saikanosin'i Arabia]]
* [[Kaokazy]]
* [[Anatôlia]]