Sampam-piteny jermanika: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Germanic languages in Europe.png|vignette|325x325px|Faritra misy ny mpiteny jermanika]]
Ny '''fiteny jermanika''' dia sampan' ny fianakaviam-piteny [[fitenyFiteny indoindô-eoropeanaeorôpeanina|indofianakaviam-piteny indô-eoropeanaeorôpeana]] izay teraky ny protofiteny prôtô-jermanika. Ny vahoaka jermanika, izay nonina tao amin' ny ampahany avaratra-atsinanan' ny [[Empira Romana|Empira romanaRômana]] taloha, no miteny azy hatramin' izay nisiany. Maro ny zavatra iombonan' ireo fiteny jermanika ireo ka isan' izany ny fiovam-panonona nahazo ireo [[renifeo]] araka ny fikarohan' i Grim sy Verner azy; ao koa ny voambolana izay ahitana [[fototeny]] tsy indoindô-eoropeanaeorôpeana.
 
Ny fiteny jermanika be mpiteny indrindra dia ireo ao amin' ny sampana andrefana dia ny [[fiteny anglisy]] sy ny [[Fiteny alemana|fiteny alemàna]] sy ny [[Fiteny nerlandey|fiteny neerlandey]] ary ireo [[fiteny skandinaviana]] toy ny [[Fiteny soedoa|fiteny soedoà]] sy [[Fiteny danoa|danoà]] ary [[Fiteny norveziananôrveziana|norveziananôrveziana]].
 
== Jereo koa ==