Jakôba zanak' i Zebedeo: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Jakoba zanak'i Zebedeo ho Jakoba zanak' i Zebedeo i Thelezifor
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Guido Reni - Saint James the Greater - Google Art Project.jpg|vignette|''I Jakoba Zokiny'' - nataon'i Guido Reni tanelanelan'ny taona 1636 sy 1638. ]]
I '''Jakoba zanak' i Zebedeo''' na '''Jakoba zanak' i Zebedio''' na '''Jakoba zanak' i Zebede''' na '''Jakoba''' '''Zokiny''' dia iray amin' ireo [[ApostolyApôstôly roa ambin'ny folo|mpianatr' i]] Jesoa roa ambin' ny folo lahy. [[Jiosy]] avy any [[Galilea (faritra)|Galilea]] izy. Rahalahiny i [[JaonaJoany apostoly|Joany apostolyapôstôly]].
 
== Ny anarana ==
Atao hoe koa ''Jakoba Zokiny'' (na ''Jakoba Lehibe'') izy sady rahalahin' i Joany zanak' i Zebedeo. ''Ἰάκωβος / Iakôbos'' no fiantsoana azy amin' ny teny grika. יַעֲקֹב‬ /''Yaʿqob'' no fiantsoana azy amin' ny [[Fiteny hebreo|teny hebreo]]. Izy roa lahy ireo dia antsoina koa hoe ''Boanergés'' izay midika hoe "zana-baratra". Tsy afangaro amin' i [[Jakoba zanak'i Alfeo|Jakoba zanak' i Alfeo]] i Jakoba zanak' i Zebedeo. Tsy nanoratra [[epistily]] i Jakoba zanak' i Zebedeo. Tsy izy no nanoratra ny [[Epistily nosoratan'i Jakoba|Epistilin' i Jakoba]].
 
== I Jaona zanak' i Zebedeo araka ny Baiboly ==
I Jakoba zanak' i Zebedio na Jakoba ZandrinyZokiny dia voaresaka ao amin' ny [[Filazantsara sinoptikasinôptika|Evanjely sinoptikasinôptika]] (ohatra, ao amin' ny Marka 3.17; Matio 10.2; Lioka 6.14) sy ao amin' ny [[Asan' ny ApostolyApôstôly]] (Asa 1.13)<ref name=":0"><small>André Benoit, « Les personnages de l'Évangile nommés Jacques », in Pierre Geoltrain (dir.), ''Aux origines du christianisme'', Folio/Histoire, 2000 (<nowiki>ISBN 978-2-07-041114-6</nowiki>), p. 246-250.</small></ref>. Rahalahin' i [[JaonaJoany apostoly|Joany apostolyapôstôly]] izy ary izy roa dia samy atao hoe ''Boanergesy'', izay midika hoe "zana-baratra" araka ny [[Filazantsara araka an'i Marka|Evanjelin' i Marka]] (Mar. 3.17). Ity evanjjeky tranainy indrindra ity dia maneho azy roa ho mpanjono tao amin'ny Farihin'i Tiberiada (na Tiberiasy) nefa namela ny sambokeliny mba hanaraka an' i Jesoa, izany dia voatantara koa ao amin'ny [[Filazantsara araka an'i Matio|Evanjelin'i Matio]] sy ny [[Filazantsara araka an'i Lioka|an'i Lioka]]<ref name=":0" />.
 
Sahala amin'i [[Petera]] sy i [[Andrea (apostoly)|Andrea]], i Jakoba dia isan'ireo mpianatra voantson'i Jesoa voalohany, ary iray amin'ireo mpianatra akaiky azy indrindra izy. Ny lovam-pinoana sinoptika dia manao azy amin'izy telo lahy ho ny apostoly manan-danja indrindra satria izy no nofidin'i Jesoa voalohany, niaraka tamin'i Petera sy i [[Jaona apostoly|Joany]], ho vavolombelon'ny zava-niseho lehibe toy ny nananganan-ko velona ny zanakavavin'ny lehiben'ny sinanagoga, ny fiovan-tarehy teny an-tendrombohitra na ny vavak'i Jesoa tao amin'ny Tendrombohitra Oliva<ref name=":0" />. Nefa, sahala amin'ireo apostoly sisa rehetra dia namela an'i Jesoa voasambotra izy. Voatanisa miaraka amin'ireo mpianatra nitoetra tao amin'ny efitrano ambony i Jakoba tamin'ny nidinan'ny [[Fanahy Masina]] (Asa 1.13)<ref name=":0" />. Tanterin'ny [[Testamenta Vaovao]] ny nahafatesany tamin'ny nisamborana an'i Petera (Asa 12.2)<ref name=":0" />.