Nestôrianisma: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Redirection supprimée vers Nestorianisma
Marika: Redirection supprimée Hanova araka ny hitan'ny maso
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Condamnation_de_Nestorius_au_concile_d'Ephèse_en_431..JPG|vignette|342x342px|''Fanamelohana an'i Nestôrio nandritra ny kônsilin' i Efeso'', sary nataon' i Charles-Antoine Bridan, taona 1787.]]
Ny '''nestôrianisma''' dia [[Foto-pampianarana|foto-pampianaram-pinona]] ao amin' ny tantaran' ny [[Kristianisma]] izay milaza fa misy [[Persôna (teôlôjia)|persôna]] sy [[Natiora (teôlôjia)|natiora]] roa miara-misy ao amin' i [[Jesoa Kristy]] ka ny voalohany persôna sy natiora araka an' Andriamanitra fa ny faharoa dia persôna sy natioran' olombelona. I [[Nestorius|Nestôrio]] (na Nestôriosy[[Nestôriôsy]]), patriarkan' i Kônstantinôpôly teo anelanelan' ny taona 428 sy 431, no niaro izany fampianarana izany. Nanameloka ny fampianaran' i Nestôrio ny [[kônsily tao [[Efesosy|Efeso]] (na Efezy na Efesosy) tamin' ny taona 431. Ny anarana hoe ''Nestôriana'' dia niantsoana ireo mpanaraka ny fampianaran' i Nestôrio.
 
== Kristôlôjia nestôriana ==
Andalana faha-18:
== Ny fiangonana heverina fa nestôriana ==
 
=== Fiangonana any atsinananaAtsinanana ===
Isan' ireo firehana nanana ny lanjany ny nestôrianisma teo amin' ny tantaran' ny kristianisma nandritra ny faraparan' ny [[Andro Taloha]] hatramin' ny [[Andro Antenantenany]] nanomboka tao amin' ny Fiangonana any Atsinanana. Mbola misy ireo fiangonana izay mandala izany fampianarana tao amin' ny [[Kristianisma Tatsinanana|kristianisma tatsinanana]] izany any antsinanan' i [[Anatôlia]] sy any avaratr' i [[Mesôpôtamia]] ([[Torkia]] sy [[Iràka]]).
 
Andalana faha-24:
 
=== Fiangonana nipoitra avy amin' ny Refôrmasiona ===
Ampangaina na sokajina ho nestôriana koa ireo fiangonana mandà ny maha Renin' Adriamanitra an' i [[Maria]], dia ireo fiangonana nipoitra avy amin' ny [[Fanavaozam-piangonana protestanta|Fanavaozam-piangonana prôtestanta]]. Tsy tena marina anefa izany fiampangana izany satria ireo fiangonana ireo dia tsy mampianatra ny fananan' i Jesoa persôna roa fa natiora roa. Ireo fiangonana [[Antitrinitarisma|tsy mino ny triniteTrinite]] koa dia tsy azo ampangaina ho nestôriana satria sady tsy mampianatra ny fananan' i Jesoa persôna roa no tsy mampianatra ny fananany natiora roa.
 
== Jereo koa ==