Masoandro Tsy Resy: Fahasamihafan'ny versiona
Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications |
kAucun résumé des modifications |
||
Andalana faha-1:
[[Sary:Disc Sol BM GR1899.12-1.2.jpg|vignette|233x233px]]
I '''Masoandro Tsy Resy''' na '''Sol Invictus''', amin' ny [[Fiteny latina|teny latina]], dia [[
Ny emperora Aoreliano (nanjaka tamin' ny taona 270-275) dia nanome azy toerana ôfisialy tamin' ny nanabaràny fa ny Masoandro Tsy Resy no mpiahy ny Empira
Tamin' ny voalohany, i [[Kônstantino I]], iray amin' ireo mpandimby an' i Aoreliano, dia nivavaka tamin' i Masoandro Tsy Resy talohan' ny niovany ho Kristiana. Nataony andro fitsaharana hanajana ny Masoandro Tsy Resy ny andro Alahady, izay nantsoina hoe "andron' ny Masoandro" tamin' ny lalàna nivoaka 7 Marsa taona 321. Efa nankalaza ny Alahady ho andro [[Fitsanganan'i Jesoa ho velona|nitsanganan' i Jesoa tamin' ny maty]] sy andro voalohany amin' ny herinandro ny Kristiana tamin' izany fotoana izany, ka niangona handray ny [[eokaristia]] na [[Fanasan'ny Tompo|fanasan' ny Tompo]] amin' ny Alahady. Tamin' izany anefa dia anaram-boninahitra maha [[Mesia]] nomena an'i Jesoa Kristy ny hoe "masoandron' ny fahamarinana", izay toa fitsofohan' ny eva famantaran' ny Masoandro rômana ao amin' ny fivavahana kristiana.
Andalana faha-13:
* [[Noely]]
* [[Satornaly]]
*[[Andriamanitra masoandro]]
|