Fiteny gora: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Fiteny ao Afrika
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
 
Andalana faha-1:
Ny '''fiteny gora''', izay nantsoina taloha hoe '''fiteny vôltaîka''', dia [[fiteny]] maro mamorona sampanasampam-piteny iray ao amin' ny [[Fianakaviambem-piteny nizerô-kôngôley|fianakaviam-piteny nizerô-kôngôley]]. Misy any amin' ny fitopolo ny fiteny ao amin' ity vondrona ity. Ao [[Sahel]] sy ao amin' ny faritra misy [[hivoka]] ao [[Afrika Andrefana]] no ahitana ny mpiteny azy ireo: ao amin' ny tapany avaratra-andrefan' i [[Benîno]], ao [[Borkina Fasô]], ao amin' ny tapany avaratra-atsinanan' i [[Kôtidivoara]], ao amin' ny tapany avaratr' i [[Ganà]], ao amin' ny tapany atsimon' i [[Malỳ]], ao [[Nizera]], ao [[Nizeria|Nizerià]] ary ao amin' ny tapany avaratr' i [[Tôgô]] no monina ny mpiteny azy ireo.