Hesvana (volana hebreo): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
 
Andalana faha-1:
Ny '''Hesvana''' na '''Kesvana''' na '''Marhesvana''' na '''Markesvana''' dia volana fahavalo ao amin'ny tetiandro litorjika hebreo fa volana faharoa kosa ivelan'ny fivavahana. Amin'ny [[Fiteny hebreo|teny hebreo]] dia atao hoe מַרְחֶשְׁוָן / ''Marheshwān'' na חֶשְׁוָן / ''Heshwān'' io volana io. Ity volana ity dia manitsaka ny volana Oktobra sy Novambra ka misy 29 na 30 andro. Talohan'ny [[Fahababoana tany Babilona|fahababoan'ny Jiosy na Jody tany BabilonaBabilôna]] dia atao hoe [[Bola (volana hebreo)|Bola]] (hebreo: ''Bul'') araka ny hita ao amin'ny Baiboly, ao amin'ny [[Boky voalohan'ny Mpanjaka]] (1Mpan. 6.38).
 
== Jereo koa ==
Andalana faha-7:
* [[Tetiandro hebreo]]
* ''[[Nisana (volana hebreo)|Nisàna]] - [[Iara (volana hebreo)|Iara]] - [[Sivana (volana hebreo)|Sivàna]] - [[Tamoza (volana hebreo)|Tamoza]] - [[Ava (volana hebreo)|Ava]] - [[Elola (volana hebreo)|Elola]] -[[Tisry (volana hebreo)|Tisry]] - [[Hesvana (volana hebreo)|Hesvana]] - [[Kisleva (volana hebreo)|Kisleva]] - [[Teveta (volana hebreo)|Teveta]] - [[Sevata (volana hebreo)|Sevata]] - [[Adara (volana hebreo)|Adara]].''
*[[Tetiandro babilôniana]]