Fiainana aorian' ny fahafatesana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''fiainana''' '''aorian' ny''' '''fahafatesana''' na '''fiainana''' '''any''' '''an'''-'''koatra''' dia fitohizan'ny fiainan'ny [[Fanahin'ny vatana|fanahy]] na ny fieritreretan'ny zava-manana aina aorian'ny fahafatesany. Maro ny endrika mety hisehoan'izany ka ny fiainana any am-[[paradisa]] na any amin'ny [[helo]] aorian'ny [[fitsanganan-ko velona]], araka ireo [[fivavahana abrahamika]], dia isan'izany. Maro koa ny fivavahana mampianatra ny fisian'ny fiainana any an-koatra, isan'izany ny fivavahan'ny Egiptiana taloha, ny fivavahan'ny Grika sy ny Rômana taloha, ny fivavahan'ireo mponina tao avaratr'i Eorôpa, ny [[fivavahana kristiana]], ny [[finoana silamo]], ny [[jodaisma]] (afa-tsy ny an'ny [[Sadoseo]]), ny [[bodisma]], ny [[hindoisma]], ny [[jainisma]], ny [[sikisma]], ny [[zôrôastrisma]], ny [[fivavahan-drazana afrikana]] sy ny hafa koa.
 
== Jereo koa: ==