Jôsefa (zanak' i Jakôba): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Josefa (zanak'i Jakoba) ho Jôsefa (zanak' i Jakoba) i Thelezifor
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Bourgeois Joseph recognized by his brothers.jpg|vignette|276x276px]]
I '''JosefaJôsefa''' (hebreo: יוֹסֵף‬ / ''Iosef'') dia olona voatantara ao amin' ny [[Baiboly]]. Zanak' i [[Jakoba (patriarka hebreo)|Jakoba]] sy i [[Rahely]] izy. I [[Benjamina]] no rahalahy iray reny aminy. Manana rahalahy folo hafa tsy iray reny aminy izy. Namidin' ireo rahalahiny izay nialona azy izy nefa lasa manampahefana tany Egipta taty aoriana. Nantsoiny honina any Egipta ny fianakaviany, fantatra amin' ny hoe [[Zanak'i Israely|Zanak' i Israely]], tamin' ny fotoana nahamosarena ny tany manontolo. Taorian' ny nahafatesany sy ilay [[Farao]] natoky azy no nanombohan' ny fahasahiranan' ny Zanak' i Isaraely izay nandevozin' ny Egiptiana. Manana ny fomba fitantarany an' i JosefaJôsefa koa ny boky masin' ny silamo atao hoe [[Kor'any]].
 
== Ny fiainany manokana ==
[[Sary:Peter von Cornelius 004.jpg|vignette|''Niseho'' ''tamin'ireo rahalahiny i Josefa,'' nataon'i Peter von Cornelius (1816-1817)]]
I Jakoba no rain' i JosefaJôsefa. Ny vadiny dia i Asenata. Ny zanany dia i [[Manase]] sy i [[Efraima (zanak'i Josefa)|Efraima]].
 
== Jereo koa ==
 
* Ireo zanak' i Jakoba: [[Robena]] - [[Simeona (zanak'i Jakoba)|Simeona]] - [[Levy]] - [[Joda (zanak'i Jakoba)|Joda]] - [[Dana]] - [[Naftaly]]- [[Gada]] - [[Asera]] - [[Isakara]] - [[Zebolona]] - [[JosefaJôsefa (zanak' i Jakoba)|JosefaJôsefa]] - [[Benjamina]] - [[Dina]]
* Ireo vadin' i Jakoba: [[Lea (vadin'i Jakoba)|Lea]] - [[Rahely]] - [[Bila]] - [[Zilpa]]
* [[Fokon'i Israely|Fokon' i Israely]]
*[[Fokon' i JosefaJôsefa]] ([[fokon' i Manase]] sy [[fokon' i Efraima]])