Lemba (vahoaka): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''Lemba''', izay atao hoe '''wa-Remba''' na '''Mwenye''', dia foko mainty hoditra [[Banto (vahoaka)|banto]] ao amin' ny [[Faritra Atsimo ao Afrika|faritra atsimo ao Afrika]]. Eo amin'ny 70&nbsp;000 eo ny isan' izy ireo ka ahitana azy ny ao [[Afrika Atsimo]] (indrindra ny ao amin' ny faritanin' i Limpopo), ny ao [[Zimbaboe]], ny ao [[Malawi|Malaoy]], ary ny ao [[MozambikaMôzambika]]. Manana fototarazo mitovy amin' ny an' ny [[Jiosy]] izy ireo. Na dia miteny [[Fiteny banto|banto]] mitovitovy amin' ny an' ireo foko hafa mifanerasera aminy aza izy ireo dia mitandrina fanao ara-pivavahana tahaka izay fahita amin' ny [[fivavahana jiosy]] sy [[Finoana silamo|silamo]], sy fomban' ny vahoaka mpifindrafindra monina izay heverina fa mety avy any [[Afrika Avaratra]] na avy any Afovoany Akaiky. Araka ny filazan' izy ireo dia niampitampita tamin' ny alalan' ny lovatsofina izany fanao izany<ref><small>Le Roux, Magdel (2003). ''The Lemba – A Lost Tribe of Israel in Southern Africa?''. Pretoria: University of South Africa. pp. 209–224, 24, 37.</small></ref>.
 
Ny fandinihana ny foto-tarazo dia mampiseho fitoviana amin' ny an' ny ampahan' ny vahoaka jiosy taranak' ireo mpisorona.