Jiosy igbô: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Rescuing 1 sources and tagging 0 as dead.) #IABot (v2.0.8
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Rabbis Howshua Amariel and Hi Ben Daniel.jpg|vignette|265x265px]]
Ny J'''iosyJiosy igboigbô''' na '''Jiosy iboibô''' dia isan' ny foko igboigbô ao [[Nizeria]] izay manaraka ny [[fivavahana jiosy]] sady milaza ny tenany fa tavy amin' ny fifindra-monin' ny [[Hebreo (mponina)|Hebreo]] sy ny [[Jiosy]] taty aoriana, avy tany [[Afrika Avaratra]] sy tany [[Ejipta tamin'ny Andro Taloha|Egipta]] ka nankany [[Afrika Andrefana]]. Ny [[lovantsofina]] ao amin' ireo IgboIgbô ireo dia mitantara fa io fifindra-monina io dia niseho tany amin' ny 15001 500 taona tany aloha. Ny ankamaroan' ny Jiosy anefa dia tsy mihevitra ny IgboIgbô ho tena Jiosy.
 
Ny IgboIgbô dia milaza ny tenany fa avy amin' ny [[fokon'i Efraima|fokon' i Efraima]] sy ny [[fokon'i Naftaly|fokon' i Naftaly]] sy ny [[fokon'i Manase|fokon' i Manase]] sy ny [[fokon'i Levy|fokon' i Levy]] sy ny [[fokon'i Zebolona|fokon' i Zebolona]] ary ny [[fokon'i Gada|fokon' i Gada]]. Izany fiheverana izany anefa tsy voamarin' ny fandalinana tsara ny tantara. Ny mpahay tantara dia nandinika ny literatiora ara-tantaran' i [[Afrika Andrefana]] tamin' ny vanimpotoan' ny fanjanahantany sady nanao izay hampazava tsara ny anjara asa sahanin' izany fiheverabnafiheverana izany ho an' ireo olona manohana sy nanoratra izany <ref><small>Sanders, Edith (1963). [https://www.jstor.org/stable/179896 "The Hamitic Hypothesis: Its Origin and Functions in Time Perspective"]. ''Journal of African History''. '''10''' (4): 521–532. JSTOR 179896.</small></ref> <ref><small>achernuk, Philip (1994). [https://www.jstor.org/stable/182643?seq=1#page_scan_tab_contents "Of Origins and Colonial Order: Southern Nigerians and the 'Hamitic Hypothesis' c. 1870-1970"]. ''Journal of African History''. '''35''' (3): 427–55. doi:10.1017/s0021853700026785. JSTOR 182643.</small></ref>.
 
Amin' izao fotoana izao dia misy sinagogasinagôga miisa 26 ny any Nizeria ary ny vahoaka jiosy igboigbô dia heverinatombanana faho miisa 40 &nbsp;000 any ho any, raha miisa 140 &nbsp;000 &nbsp;000 ny Nizeriana. Ny IgboIgbô any [[Abuja]] no betsaka indrindra ary nosy ahitana ny singogansingôgan' i Gihon sy ny an' i Port Harcourt ao amin' ny tapany atsimon' i Nizeria. Ny fivavahan' ny Jiosy igboigbô dia tarihin' ny raby Hoxard Gorin<ref><small>Joanne Palmer, [https://uscj.org/Becoming_Jewish6982.html "How a Nice Jewish Boy Became a Chief Rabbi in Nigeria] {{Wayback|url=https://uscj.org/Becoming_Jewish6982.html |date=20131216123941 }}" [[http://archive.wikiwix.com/cache/?url=http%3A%2F%2Fwww.uscj.org%2FBecoming_Jewish6982.html Tahiry]], United Synagogue of Conservative Judaism, 2006.</small></ref>.
 
Tsy ny Jiosy igboigbô ihany no foko ao Nizeria miaikymanao ny tenany faho taranaka jiosy, fa ao koa ny foko hafa izay samy manaraka ny [[jodaisma]] ka ny sasany aminy dia ao amin' ny foko [[Iôroba (vahoaka)|Iôroba]].
 
== Jereo koa ==